Joshua 19:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitodika miankandrefana hatrany Aznota-Tabara, mandroso hatrany Hokoka, mihatra amin’i Zebolona eo atsimo sy i Asera eo andrefana ary Joda amoron’i Jordana eo atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niolaka niankandrefana any Azanôta-Tabôra ny faritra, ary avy ao dia nihatra tany Hokôkà, nipaka tamin’i Zabolôna eo atsimo, sy tamin’i Asera eo andrefana, ary tamin’i Jodà, teo akaikin’i Jordany, eo atsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo andrefan’i Helefa kosa dia mihodina mankany Aznôta-Jabôra ilay sisin-tany ary mandroso hatrany Hakôla. Miolotra amin’ny tanin’i Zebolòna kosa ny sisin-tany, lafy atsimo; miolotra amin’ny tanin’i Asera ny sisin-tany, lafy andrefana; ary i Jôrdàna no sisin-tany, lafy atsinanana.
Malagasy Bible 1865
dia nitodika niankandrefana hatrany Aznota-tabara, dia nandroso hatrany Hokoka ary nihatra an'i Zebolona eo atsimo sy Asera eo andrefana ary Joda amoron'i Jordana eo atsinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitodika miankandrefana hatrany Aznota-Tabara, mandroso hatrany Hokoka, mihatra amin’i Zebolona eo atsimo sy i Asera eo andrefana ary Joda amoron’i Jordana eo atsinanana.
malagasy
dia nitodika niankandrefana hatrany Aznota-tabara, dia nandroso hatrany Hokoka ary nihatra an'i Zebolona eo atsimo sy Asera eo andrefana ary Joda amoron'i Jordana eo atsinanana.