Joshua 19:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tanàna mimanda dia i Zidima, i Zera, i Hamata, i Rakata, i Kinereta,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanàna mimanda dia i Asedima, i Sera, i Emata, i Rekata, i Kenereta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàna mimanda kosa dia i Tsidima, i Tsera, i Hamata, i Kinereta,
Malagasy Bible 1865
Ary ny tanàna mimanda dia Zidima Zera sy Hamata sy Rakata sy Kinereta
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tanàna mimanda dia i Zidima, i Zera, i Hamata, i Rakata, i Kinereta,
malagasy
Ary ny tanàna mimanda dia Zidima Zera sy Hamata sy Rakata sy Kinereta