Joshua 19:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Irona, i Migdala-Ela, i Horema, i Bety-Anata ary i Bety-Semesy: Tanàna sivy amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Jerôna, i Magdalela, i Hôrema, Bet-Anata, ary Bety-Samesy; tanàna 19 sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jirôna, i Migdaliela, i Hôrema, i Bety-Hanata ary i Bety-Semesa; izany hoe tanàn-dehibe 19 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Irona sy Migda ela sy Horema sy Bet-anata ary Beti-semesy: tanàna sivy ambin'ny folo sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Irona, i Migdala-Ela, i Horema, i Bety-Anata ary i Bety-Semesy: Tanàna sivy amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
sy Irona sy Migda ela sy Horema sy Bet-anata ary Beti-semesy: tanàna sivy ambin'ny folo sy ny zana-bohiny.