Joshua 19:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara fahafito azo tamin’ny antsapaka dia an’ny fokon’i Dana araka ny fianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fokon-taranak’i Dana, araka ny fianakaviany, no nahazo ny anjara fahafito tamin’ny loka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjara navoakan’ny antsapaka fahafito dia azon’ny foko danita ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka fahafito dia an'ny firenena taranak'i Dana isam-pokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara fahafito azo tamin’ny antsapaka dia an’ny fokon’i Dana araka ny fianakaviany.
malagasy
Ary ny loka fahafito dia an'ny firenena taranak'i Dana isam-pokony.