Joshua 19:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny faritanin’ny lovany dia i Zora, i Estaola, Ira-Semesy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no tao anatin’ny faritry ny lovany: i Saraà, i Estaôla, i Hira-Semesy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny velaran-taniny dia mahafaoka an’ireto tanàna ireto: i Tsôrehà, i Estaôla, i Hira-Semesy,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-tanin'ny lovany dia Zora sy Estaola sy Ira-semesy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny faritanin’ny lovany dia i Zora, i Estaola, Ira-Semesy,
malagasy
Ary ny fari-tanin'ny lovany dia Zora sy Estaola sy Ira-semesy