Joshua 19:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lovan’ny fokon’i Dana araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo sy ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lovan’ny fokon-taranak’i Dana, araka ny fianakaviany, ny tanàna sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàn-dehibe ireo samy miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny foko danita ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Izany no lovan'ny firenena taranak'i Dana araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lovan’ny fokon’i Dana araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo sy ny vohitra miankina aminy.
malagasy
Izany no lovan'ny firenena taranak'i Dana araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.