Joshua 19:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vitan’ny zanak’Israely ny fizarana ny tany holovany araka ny sisintaniny avy dia nomeny lova teo aminy koa i Josoa, zanak’i Nona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vitan’izy ireo ny fizaràna ny tany araka ny faritra mamaritra azy avy, dia nomen’ny zanak’i Israely lova, teo afovoan’izy ireo, i Jôsoe, zanak’i Nona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa vitan’ny Israelita ny fizaràna ny tany araka ny sisin-taniny avy, dia nomeny zaratany kosa i Josoa, zanakalahin’i Nona.
Malagasy Bible 1865
Dia vitany ny nizarana ny tany holovany araka ny fari-taniny, ka dia nomen'ny Zanak'Isiraely lova teo aminy koa Josoa, zanak'i Nona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vitan’ny zanak’Israely ny fizarana ny tany holovany araka ny sisintaniny avy dia nomeny lova teo aminy koa i Josoa, zanak’i Nona.
malagasy
Dia vitany ny nizarana ny tany holovany araka ny fari-taniny, ka dia nomen'ny Zanak'Isiraely lova teo aminy koa Josoa, zanak'i Nona.