Joshua 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Bety-Lebaota ary i Sarohena: Tanàna telo amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Bety-Lebaota, ary i Sarohena: tanàna 13 sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Bety-Lebaôta ary i Saroheny: izany hoe tanàn-dehibe 13 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Beti-lebaota ary Sarohena: tanàna telo ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Bety-Lebaota ary i Sarohena: Tanàna telo amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
malagasy
sy Beti-lebaota ary Sarohena: tanàna telo ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;