Joshua 19:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Aina, i Rimona, i Etera, ary i Asana: Tanàna efatra mbamin’ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Aina, i Bemôna, i Atera, ary i Asàna: tanàna efatra sy ny zana-bohiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao koa i Haîna, i Rimôna, i Hetera ary i Hasàna: izany hoe tanàn-dehibe efatra miampy ireo tanàna kely miankina aminy,
Malagasy Bible 1865
sy Aina sy Rimona sy Etera sy Asana: tanàna efatra sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Aina, i Rimona, i Etera, ary i Asana: Tanàna efatra mbamin’ny vohitra miankina aminy;
malagasy
sy Aina sy Rimona sy Etera sy Asana: tanàna efatra sy ny zana-bohiny;