Joshua 19:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny vohitra miankina aminy rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-Bera sy i Rama amin’ny Negeva. Ireo no lovan’ny foko taranak’i Simeona araka ny fianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo, hatrany Baalata-Beera, dia i Ramata atsimo. Izany no lovan’ny fokon-taranak’i Simeôna, araka ny fianakaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ireo tanàna kely rehetra hatrany Bahalato-Beera sy hatrany Ramata-Negeba. Izany no zaratany nolovan’ny foko simehônita ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin'ny tany atsimo. Izany no lovan'ny firenena taranak'i Simeona araka ny fotony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny vohitra miankina aminy rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-Bera sy i Rama amin’ny Negeva. Ireo no lovan’ny foko taranak’i Simeona araka ny fianakaviany.
malagasy
ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin'ny tany atsimo. Izany no lovan'ny firenena taranak'i Simeona araka ny fotony.