Joshua 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fandrenesanay ireo dia nahaketraka ny fonay ka very hevitra avokoa izahay noho ny aminareo; fa NY TOMPO Andriamanitrareo, Izy no Andriamanitra any amin’ny lanitra ambony sy etỳ amin’ny tany ambany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony nandre izany izahay dia samy rera-po sy nanary toky avokoa tamin’ny fiavianareo, satria i Iaveh Andriamanitrareo ihany no Andriamanitra, any ambony amin’ny lanitra ary etỳ ambany amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha nandre izany izahay, dia ketraka ny fonay ary tsy nisy olona sahy nitsangana hanohitra anareo intsony. Fa ny TOMPO Andriamanitrareo no Andriamanitra any an-danitra ambony sy etỳ an-tany ambany.
Malagasy Bible 1865
Koa nony efa renay izany, dia ketraka ny fonay, ka very hevitra avokoa izahay noho ny aminareo; fa Jehovah Andriamanitrareo, Izy no Andriamanitra any amin'ny lanitra ambony sy etỳ amin'ny tany ambany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fandrenesanay ireo dia nahaketraka ny fonay ka very hevitra avokoa izahay noho ny aminareo; fa NY TOMPO Andriamanitrareo, Izy no Andriamanitra any amin’ny lanitra ambony sy etỳ amin’ny tany ambany.
malagasy