Joshua 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hovelominareo ny raiko sy ny reniko mbamin’ny anadahiko sy ny rahavaviko ary izay rehetra mety ho azy; ary hamonjy ny ainay tsy ho faty ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hovelominareo ny raiko aman-dreniko, sy ny anadahy aman-drahavaviko, mbamin’ny olona rehetra momba azy, ka hamonjy anay tsy ho faty ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa havelanareo ho velona ny ray aman-dreniko sy ireo mpiray tampo amiko mbamin’ny ankohonany tsirairay avy ka hamonjy ny ainay tsy ho faty ianareo.
Malagasy Bible 1865
fa hovelominareo ny raiko sy ny reniko sy ny anadahiko sy ny rahavaviko ary izay rehetra mety ho azy; dia hamonjy ny ainay tsy ho faty ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hovelominareo ny raiko sy ny reniko mbamin’ny anadahiko sy ny rahavaviko ary izay rehetra mety ho azy; ary hamonjy ny ainay tsy ho faty ianareo.
malagasy
fa hovelominareo ny raiko sy ny reniko sy ny anadahiko sy ny rahavaviko ary izay rehetra mety ho azy; dia hamonjy ny ainay tsy ho faty ianareo.