Joshua 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampidina azy tamin’ny tady mahazaka avy teo amin’ny varavarankely Ravehivavy; fa teo amin’ny mandan’ny tanàna ny tranony ary teo amin’ny manda no nitoerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampidininy tamin’ny mahazaka avy eo am-baravarankely izy ireo, fa nanolotra ny manda indrindra ny tranony, ary teo ambony manda no nitoerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Rahaba dia nipetraka tamina trano nanolotra ny mandan’ny tanàna; koa naidiny tamin’ny tadimahazaka, avy teo am-baravarankely, izy roa lahy sady nilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia nampidina azy tamin'ny mahazaka avy teo amin'ny varavarankely izy; fa teo amin'ny màndan'ny tanàna ny tranony, ary teo amin'ny manda no nitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampidina azy tamin’ny tady mahazaka avy teo amin’ny varavarankely Ravehivavy; fa teo amin’ny mandan’ny tanàna ny tranony ary teo amin’ny manda no nitoerany.
malagasy
Dia nampidina azy tamin'ny mahazaka avy teo amin'ny varavarankely izy; fa teo amin'ny màndan'ny tanàna ny tranony, ary teo amin'ny manda no nitoerany.