Joshua 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy roa lahy taminy: Izao no tsy hanananay tsiny ny amin’izany fianianana nampianianinao anay izany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ireo lehilahy taminy hoe: «Izao no mba hanatanterahana ny fianianana nasainao nataonay:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy roa lahy tamin’i Rahaba: –Ny amin’ny fianianana izay nasainao nataonay, dia izao no fomba hanatanterahany azy:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy roa lahy taminy: Izao no tsy hanananay tsiny ny amin'izany fianianana nampianianinao anay izany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy roa lahy taminy: Izao no tsy hanananay tsiny ny amin’izany fianianana nampianianinao anay izany:
malagasy
Ary hoy izy roa lahy taminy: Izao no tsy hanananay tsiny ny amin'izany fianianana nampianianinao anay izany: