Joshua 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha toa ka hambarambaranao kosa izao raharahanay izao dia ho afaka amin’ny fianianana izay nampianianinao anay izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ianao koa no manambara izao raharahanay izao, dia afaka amin’ny fianianana nampanaovinao anay izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, raha tàhiny ambaranao olona izao fandalovanay izao, dia afaka amin’ny fianianana izay nasainao nataonay izahay.
Malagasy Bible 1865
fa raha tàhiny hambarambaranao izao raharahanay izao, dia ho afaka amin'ny fianianana izay nampianianinao anay izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha toa ka hambarambaranao kosa izao raharahanay izao dia ho afaka amin’ny fianianana izay nampianianinao anay izahay.
malagasy
fa raha tàhiny hambarambaranao izao raharahanay izao, dia ho afaka amin'ny fianianana izay nampianianinao anay izahay.