Joshua 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha izy roa lahy ka nankany an-tendrombohitra ary nitoetra tany hateloana mandra-piverin’ny mpanenjika; nitady azy tamin’ny lalana rehetra ny mpanenjika nefa tsy nahita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandeha ireo mpisafo tany dia nankany an-tendrombohitra sy nijanona hateloana tao, mandra-piverin’ny mpanenjika azy. Nikaroka azy tany an-dalana rehetra tany ireo mpanenjika azy, fa tsy nahita azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy roa lahy kosa nandeha nankany an-tendrombohitra ary nitoetra tany telo andro ambara-piverin’ireo mpanenjika. Ary nikaroka azy tany amin’ny lalana rehetra ireto mpanenjika nefa tsy nahita.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha izy roa lahy ka nankany an-tendrombohitra ary nitoetra tany hateloana mandra-piverin'ny mpanenjika; ary nitady azy tamin'ny lalana rehetra ny mpanenjika, nefa tsy nahita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha izy roa lahy ka nankany an-tendrombohitra ary nitoetra tany hateloana mandra-piverin’ny mpanenjika; nitady azy tamin’ny lalana rehetra ny mpanenjika nefa tsy nahita.
malagasy
Dia nandeha izy roa lahy ka nankany an-tendrombohitra ary nitoetra tany hateloana mandra-piverin'ny mpanenjika; ary nitady azy tamin'ny lalana rehetra ny mpanenjika, nefa tsy nahita.