Joshua 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina izy roa lahy ka nidina avy tany an-tendrombohitra dia nita ny ony ary nankany amin’i Josoa, zanak’i Nona, ka nilaza ny zavatra rehetra izay nihatra taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina izy roalahy, ka nidina ny tendrombohitra sy nita an’i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala ny fiereny izy roa lahy ka nidina avy tany an-tendrombohitra, dia niampita an’i Jôrdàna sy nankany amin’i Josoa, zanakalahin’i Nona.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina izy roa lahy ka nidina avy tany an-tendrombohitra, dia nita ny ony ary nankany amin'i Josoa, zanak'i Nona, ka nilaza ny zavatra rehetra izay efa nihatra taminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina izy roa lahy ka nidina avy tany an-tendrombohitra dia nita ny ony ary nankany amin’i Josoa, zanak’i Nona, ka nilaza ny zavatra rehetra izay nihatra taminy.
malagasy
Dia niverina izy roa lahy ka nidina avy tany an-tendrombohitra, dia nita ny ony ary nankany amin'i Josoa, zanak'i Nona, ka nilaza ny zavatra rehetra izay efa nihatra taminy,ka hoy izy tamin'i Josoa: Efa natolotr'i Jehovah eo an-tanantsika tokoa ny tany rehetra; ary efa ketraka ny mponina rehetra amin'ny tany noho ny tahotra antsika.