Joshua 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy ireo tamin’i Josoa: Efa natolotry NY TOMPO eo an-tanantsika tokoa ny tany rehetra; ary ketraka noho ny tahotra antsika ny mponina rehetra amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tany amin’i Jôsoe zanak’i Nona izy, dia nilaza ny zavatra rehetra nihatra taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitantarany ny zavatra rehetra nitranga i Josoa
Malagasy Bible 1865
ka hoy izy tamin'i Josoa: Efa natolotr'i Jehovah eo an-tanantsika tokoa ny tany rehetra; ary efa ketraka ny mponina rehetra amin'ny tany noho ny tahotra antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy ireo tamin’i Josoa: Efa natolotry NY TOMPO eo an-tanantsika tokoa ny tany rehetra; ary ketraka noho ny tahotra antsika ny mponina rehetra amin’ny tany.
malagasy