Joshua 2:25 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy tamin’i Jôsoe: «Efa natolotr’i Iaveh eo an-tanantsika tokoa ny tany rehetra, ary efa ketraka ny mponina rehetra amin’ny tany eo anoloantsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nilazany hoe: –Efa natolotry ny TOMPO antsika manontolo tokoa izany tany izany; ary rera-po eo anoloantsika mihitsy aza ny mponina rehetra ao.