Joshua 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka tao amin’i Rahaba ny mpanjakan’i Jeriko hiteny hoe: Avoahy ireo lehilahy tonga ato an-tranonao ireo fa hisafo ny tany manontolo no niaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka ny mpanjakan’i Jerikô hilaza amin-dRahaba hoe: «Avoahy ireo lehilahy izay tonga tao aminao tafiditra ny tranonao, fa hisafo ny tany no nahatongavan’ireo atỳ.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa naniraka tany amin’i Rahaba izy hilaza hoe: –Ireo lehilahy miantrano ao aminao ireo dia tonga mba hitsikilo ny tany manontolo. Koa atolory anay ireo!
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka tao amin'i Rahaba ny mpanjakan'i Jeriko ka nanao hoe: Avoahy ireo lehilahy tonga ato an-tranonao ireo; fa hisafo ny tany no nihaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka tao amin’i Rahaba ny mpanjakan’i Jeriko hiteny hoe: Avoahy ireo lehilahy tonga ato an-tranonao ireo fa hisafo ny tany manontolo no niaviany.
malagasy
Dia naniraka tao amin'i Rahaba ny mpanjakan'i Jeriko ka nanao hoe: Avoahy ireo lehilahy tonga ato an-tranonao ireo; fa hisafo ny tany no nihaviany.