Joshua 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalain-dRavehivavy anefa izy roa lahy ka nafeniny ary hoy izy: Tonga tatỳ amiko ihany tokoa ireny lehilahy ireny nefa tsy fantatro hoe avy aiza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nalain-dravehivavy kosa izy roa lahy ka nafeniny, dia hoy izy: «Tonga teto amiko tokoa ireny lehilahy ireny, nefa tsy fantatro na avy aiza na avy aiza izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Rahaba nitondra azy roa lahy sy nanafina azy, vao namaly hoe: –Nisy lehilahy tonga tokoa teto amiko, nefa tsy fantatro izay niaviany.
Malagasy Bible 1865
Dia nalain-dravehivavy izy roa lahy ka nafeniny ary hoy izy: Tonga tatỳ amiko ihany tokoa ireny lehilahy ireny, nefa tsy fantatro izay nihaviany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalain-dRavehivavy anefa izy roa lahy ka nafeniny ary hoy izy: Tonga tatỳ amiko ihany tokoa ireny lehilahy ireny nefa tsy fantatro hoe avy aiza izy.
malagasy
Dia nalain-dravehivavy izy roa lahy ka nafeniny ary hoy izy: Tonga tatỳ amiko ihany tokoa ireny lehilahy ireny, nefa tsy fantatro izay nihaviany;