Joshua 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa maizina ny andro ary hohidina ny vavahady dia lasa nandeha izy ka tsy fantatro indray izay nalehany. Enjeho haingana izy fa ho tratranareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nony ndeha hanidy ny vavahady ny olona tamin’ny hariva dia nivoaka izy ka tsy fantatro izay nalehany. Enjeho faingana fa tratranareo izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nony hariva ny andro ka hohidiana ny vavahadin’ny tanàna, dia lasa ireo ka tsy fantatro izay nalehany. Enjeho faingana izy fa ho tratranareo!
Malagasy Bible 1865
ary rehefa maizina ny andro, ka hohidiana ny vavahady, dia lasa nivoaka izy, ka tsy fantatro indray izay nalehany; enjeho faingana izy, fa ho tratranareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa maizina ny andro ary hohidina ny vavahady dia lasa nandeha izy ka tsy fantatro indray izay nalehany. Enjeho haingana izy fa ho tratranareo.
malagasy
ary rehefa maizina ny andro, ka hohidiana ny vavahady, dia lasa nivoaka izy, ka tsy fantatro indray izay nalehany; enjeho faingana izy, fa ho tratranareo.