Joshua 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo efa nampiakarin-dRavehivavy tany an- tampon-trano izy ireo ka nafeniny tao amin’ny tahon-drongony izay nalahany teo an-tampon-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nasainy niakatra any ambony tafon-trano izy ireo, dia nafeniny tao ambony tafon-trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy roa lahy ary nafeniny tao anaty tahon-drongony izay efa nalahany teo.
Malagasy Bible 1865
Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy ka nafeniny ao amin'ny tahon-drongony, izay efa nalahany teo amin'ny tampon-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo efa nampiakarin-dRavehivavy tany an- tampon-trano* izy ireo ka nafeniny tao amin’ny tahon-drongony izay nalahany teo an-tampon-trano.
malagasy
Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy ka nafeniny ao amin'ny tahon-drongony, izay efa nalahany teo amin'ny tampon-trano.