Joshua 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo olona dia nanenjika azy tamin’ny lalana mankany Jordana hatrany amin’ny fitàna. Ary rehefa lasa nandeha izay nanenjika azy dia nohidina ny vavahady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanenjika azy ireo olona nihazo ny lalana mankany amin’ny fitàna an’i Jordany, ary vao tafavoaka ireny mpanenjika ireny dia nohidiana ny vavahady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga ireo iraky ny mpanjaka hanenjika ny mpitsikilo teny an-dalàna mankany Jôrdàna ka hatrany amin’ny fitàna. Ary raha vao lasa ireto mpanenjika, dia nohidiana ny vavahady.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo olona dia nanenjika azy tamin'ny lalana mankany Jordana hatrany amin'ny fitàna; ary rehefa lasa nivoaka izay nanenjika azy, dia nohidiana ny vavahady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo olona dia nanenjika azy tamin’ny lalana mankany Jordana hatrany amin’ny fitàna. Ary rehefa lasa nandeha izay nanenjika azy dia nohidina ny vavahady.
malagasy
Ary ireo olona dia nanenjika azy tamin'ny lalana mankany Jordana hatrany amin'ny fitàna; ary rehefa lasa nivoaka izay nanenjika azy, dia nohidiana ny vavahady.