Joshua 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola tsy natory izy roa lahy dia niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano Ravehivavy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Talohan’ny handrian’ireto mpisafo tany, dia niakatra tao aminy tao ambony tafon-trano i Rahaba, ka nanao taminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa talohan’ny hatorian’ny mpitsikilo no niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano i Rahaba
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola tsy natory izy roa lahy, dia niakatra nankao aminy tao an-tampontrano ravehivavy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola tsy natory izy roa lahy dia niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano Ravehivavy
malagasy
Ary raha mbola tsy natory izy roa lahy, dia niakatra nankao aminy tao an-tampontrano ravehivavy