Joshua 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny taminy hoe: Fantatro fa efa nomen’NY TOMPO anareo ny tany, koa efa mahazo anay ny tahotra anareo sady ketraka ny mponina rehetra amin’ny tany noho ny tahotra anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fantatro fa efa nomen’i Iaveh anareo ity tany ity, satria izahay efa raiki-tahotra ny anaranareo; ny mponina rehetra amin’ity tany ity efa ketraka eo anoloanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niteny taminy hoe: –Fantatro fa efa nomen’ny TOMPO anareo ity tany misy anay ity ka ny mponina rehetra dia raiki-tahotra anareo sady rera-po eo anoloanareo.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Fantatro fa efa nomen'i Jehovah anareo ny tany, ary efa latsaka aminay ny fahatahorana anareo, sady efa ketraka ny mponina rehetra amin'ny tany noho ny tahotra anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny taminy hoe: Fantatro fa efa nomen’NY TOMPO anareo ny tany, koa efa mahazo anay ny tahotra anareo sady ketraka ny mponina rehetra amin’ny tany noho ny tahotra anareo.
malagasy
ka nanao taminy hoe: Fantatro fa efa nomen'i Jehovah anareo ny tany, ary efa latsaka aminay ny fahatahorana anareo, sady efa ketraka ny mponina rehetra amin'ny tany noho ny tahotra anareo.