Joshua 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Fidio ny tanàna fialofana izay nasaiko nolazain’i Mosesy taminareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anendreo tanàna fialofana ianareo araka izay nandidiako anareo tamin’ny alalan’i Môizy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hilaza amin’ny Israelita hoe: –Fidio ny tanàna fialokalofana araka izay efa nampilazaiko an’i Mosesy taminareo.
Malagasy Bible 1865
Lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Fidio ny tanàna fandosirana izay nasaiko nolazain'i Mosesy taminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Fidio ny tanàna fialofana izay nasaiko nolazain’i Mosesy taminareo,
malagasy
Lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Fidio ny tanàna fandosirana izay nasaiko nolazain'i Mosesy taminareo,