Joshua 20:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
handosiran’izay nahafaty olona tamin’ny fanahy tsy niniana; koa ho fialofana ho anareo izany mba tsy ho azon’ny mpamaly ra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hahazoan’ny mpanompo mandositra, dia izay nahafaty olona tsy nahy, fa tsy nahalala, ka hatao fialofana ho anareo tsy ho azon’ny mpamaly ra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any no handosiran’izay mahafaty olona tsy nahy fa kisendrasendra, ka ho fialofana ho anareo izany mba tsy ho azon’ny mpamaly faty.
Malagasy Bible 1865
handosiran'izay nahafaty olona tsy nahy; dia ho fandosirana ho anareo izany mba tsy ho azon'ny mpamaly rà
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
handosiran’izay nahafaty olona tamin’ny fanahy tsy niniana; koa ho fialofana ho anareo izany mba tsy ho azon’ny mpamaly ra.
malagasy
handosiran'izay nahafaty olona tsy nahy; dia ho fandosirana ho anareo izany mba tsy ho azon'ny mpamaly rà