Joshua 21:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny levita dia nanatona an’i Eleazara mpisorona sy i Josoa, zanak’i Nona, ary ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny fokon’ny Zanak’Israely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatona an’i Eleazara, mpisorona, sy i Jôsoe, zanak’i Nona ary ny loham-pianakaviana amin’ny fokon’ny zanak’i Israely, ny loham-pianakavian’ny Levita,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny filoham-pianakaviana tamin’ny fokon’i Levỳ dia nanatona an’i Elehazara mpisorona sy i Josoa zanakalahin’i Nona ary ny filoham-pianakaviana tamin’ny foko israelita;
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Levita dia nanatona an'i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona, ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny firenen'ny Zanak'Isiraely
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny levita* dia nanatona an’i Eleazara mpisorona sy i Josoa, zanak’i Nona, ary ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny fokon’ny Zanak’Israely,
malagasy
[Ny tanànan'ny mpisorona sy ny Levita] Ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Levita dia nanatona an'i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona, ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny firenen'ny Zanak'Isiraely