Joshua 21:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay azon’ny taranak’i Arona, isam-pianakavian’ny taranak’i Kehata, amin’ny taranak’i Levy; fa azy ny anjara voalohany tamin’ny antsapaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho an’ny taranak’i Aarôna, izay anisam-pianakavian’ny Kaatita amin’ny taranak’i Levì, fa izy ireo no nanaovana ny loka voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tanàna izay nomena ny taranak’i Aharôna anisan’ny tarika levita kehatita satria ry zareo no nahazo ny antsapaka voalohany.
Malagasy Bible 1865
izay azon'ny taranak'i Arona, isam-pokon'ny taranak'i Kehata. amin'ny taranak'i Levy; fa azy ny loka voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay azon’ny taranak’i Arona, isam-pianakavian’ny taranak’i Kehata, amin’ny taranak’i Levy; fa azy ny anjara voalohany tamin’ny antsapaka.
malagasy
izay azon'ny taranak'i Arona, isam-pokon'ny taranak'i Kehata. amin'ny taranak'i Levy; fa azy ny loka voalohany.