Joshua 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomeny azy Kiriata-Arba na ny tanànan’i Arba, rain’i Anàka, dia i Hebrona izany, any amin’ny tany be havoana any Joda, mbamin’ny tany manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomeny azy, tao amin’ny tendrombohitr’i Jodà, ny tanànan’i Arbe, rain’i Enàka, dia i Hebrôna izany, ary ny tany manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomena azy i Kiriata-Arbà, na hoe tanànan’i Arbà araka ny anaran’ilay razamben’ny Hanakita. Io tanàna io ankehitriny dia atao hoe Hebrôna, any amin’ny faritra havoan’i Joda. Nomena miaraka aminy koa ny kijàna manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nomeny azy ny tanànan'i Arba, rain'i Anàka (Hebrona izany), any amin'ny tany havoan'i Joda, mbamin'ny tany manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomeny azy Kiriata-Arba na ny tanànan’i Arba, rain’i Anàka, dia i Hebrona izany, any amin’ny tany be havoana any Joda, mbamin’ny tany manodidina azy.
malagasy
Dia nomeny azy ny tanànan'i Arba, rain'i Anàka (Hebrona izany), any amin'ny tany havoan'i Joda, mbamin'ny tany manodidina azy. [Kiriat-arba; izahao XV. 54]