Joshua 21:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohitra miankina aminy dia nomeny ho lovan’i Kaleba, zanak’i Jefone.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny saha momba izany tanàna izany sy ny zana-bohiny kosa anefa dia nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone, ho fananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny saha sy ireo tanàna kely miankina amin’i Hebrôna kosa dia efa natolotra an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè.
Malagasy Bible 1865
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny zana-bohiny dia nomeny ho lovan'i Kaleba, zanak'i Jefone.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohitra miankina aminy dia nomeny ho lovan’i Kaleba, zanak’i Jefone.
malagasy
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny zana-bohiny dia nomeny ho lovan'i Kaleba, zanak'i Jefone.