Joshua 21:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomeny ny taranak’i Arona mpisorona i Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fialofana ho an’izay nahafaty olona, nanampiny azy i Libna sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranak’i Aarôna mpisorona dia nomeny ny tanàna fialofan’ny mamono olona, dia i Hebrôna sy ny manodidina azy, ary koa i Lebnà sy ny manodidina azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miaraka amin’i Hebrôna, izay tanàna fialofan’ny mpamono olona tsy nahy, dia natolotra ny taranak’i Aharôna koa i Libnà,
Malagasy Bible 1865
Dia nomeny ny taranak'i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomeny ny taranak’i Arona mpisorona i Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fialofana ho an’izay nahafaty olona, nanampiny azy i Libna sy ny tany manodidina azy,
malagasy
Dia nomeny ny taranak'i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy