Joshua 21:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Aina sy ny tany manodidina azy, i Jota sy ny tany manodidina azy, i Bety-Semesy sy ny tany manodidina azy: Tanàna sivy avy tamin’ireo foko roa ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Aina sy ny manodidina azy, i Jeta sy ny manodidina azy, i Betsamesy sy ny manodidina azy, tanàna sivy no azy amin’ireo foko roa ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hasàna, i Jotà, ary i Bety-Semesa: izany hoe, avy amin’ny fokon’i Joda sy fokon’i Simehôna, tanàna sivy mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary Aina sy ny tany manodidina azy ary Jota sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy: tanàna sivy avy tamin'ireo firenena roa ireo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Aina sy ny tany manodidina azy, i Jota sy ny tany manodidina azy, i Bety-Semesy sy ny tany manodidina azy: Tanàna sivy avy tamin’ireo foko roa ireo;
malagasy
ary Aina sy ny tany manodidina azy ary Jota sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy: tanàna sivy avy tamin'ireo firenena roa ireo;