Joshua 21:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Gibeona sy ny tany manodidina azy, i Geba sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny avy amin’ny fokon’i Benjamina, dia i Gabaôna sy ny manodidina azy, i Gabaà sy ny manodidina azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Benjamîna koa ny nomena ny taranak’i Aharôna dia i Gibehôna, i Geba,
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Gibeona sy ny tany manodidina azy ary Geba sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Gibeona sy ny tany manodidina azy, i Geba sy ny tany manodidina azy,
malagasy
ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Gibeona sy ny tany manodidina azy ary Geba sy ny tany manodidina azy