Joshua 21:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Anatota sy ny tany manodidina azy, i Almona sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Anatôta sy ny manodidina azy, i Almôna sy ny manodidina azy, dia tanàna efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hanatôta, ary i Halemeta: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary Anatota sy ny tany manodidina azy ary Almona sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Anatota sy ny tany manodidina azy, i Almona sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra.
malagasy
ary Anatota sy ny tany manodidina azy ary Almona sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra.