Joshua 21:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanàna rehetra an’ny mpisorona, taranak’i Arona, dia telo amby folo sy ny tany manodidina azy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Totalin’ny tanànan’ny mpisorona, taranak’i Aarôna, 13 omban’ny manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanàna rehetra nomena ny mpisorona taranak’i Aharôna dia tanàna 13 mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Ny tanàna rehetra an'ny mpisorona, taranak'i Arona, dia telo ambin'ny folo ary ny tany manodidina azy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanàna rehetra an’ny mpisorona, taranak’i Arona, dia telo amby folo sy ny tany manodidina azy avy.
malagasy
Ny tanàna rehetra an'ny mpisorona, taranak'i Arona, dia telo ambin'ny folo ary ny tany manodidina azy avy.