Joshua 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny taranak’i Kehata, dia ny levita sisa tamin’ny taranak’i Kehata, ny tanàna azony tamin’ny antsapaka dia avy tamin’ny fokon’i Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny fianakavian’ny zanak’i Kaata izay Levita, dia ny zanak’i Kaata sisa kosa, dia tanàna avy amin’ny fokon’i Efraima, no azony tamin’ny loka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo tarika sisa tamin’ny levita taranak’i Kehata kosa dia ireto tanàna ireto no azony tamin’ny antsapaka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny taranak'i Rehata, dia ny Levita sisa tamin'ny taranak'i Kehata, ny tanàna azony tamin'ny filokana dia avy tamin'ny firenen'i Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny taranak’i Kehata, dia ny levita sisa tamin’ny taranak’i Kehata, ny tanàna azony tamin’ny antsapaka dia avy tamin’ny fokon’i Efraima.
malagasy
Ary ny amin'ny taranak'i Rehata, dia ny Levita sisa tamin'ny taranak'i Kehata, ny tanàna azony tamin'ny filokana dia avy tamin'ny firenen'i Efraima.