Joshua 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Kibzaima sy ny tany manodidina azy, i Bety-Horona sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary koa i Gazera sy ny manodidina azy, i Kibsama sy ny manodidina azy, i Bety-Hôrôna sy ny manodidina azy: tanàna efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Kibetsaîma, ary i Bety-Hôrôna: izany hoe tanàna efatra mbamin’ireo kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary Kibzaima sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Kibzaima sy ny tany manodidina azy, i Bety-Horona sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
malagasy
ary Kibzaima sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra;