Joshua 21:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary avy tamin’ny fokon’i Dana, dia i Elteke sy ny tany manodidina azy, i Gibetona sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny avy amin’ny fokon’i Dana, i Eltekao sy ny manodidina azy, i Gabatôna sy ny manodidina azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Dana dia i Eltekè, i Gibetôna,
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny firenen'i Dana dia Elteke sy ny tany manodidina azy ary Gibetona sy ny tany manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary avy tamin’ny fokon’i Dana, dia i Elteke sy ny tany manodidina azy, i Gibetona sy ny tany manodidina azy,
malagasy
ary avy tamin'ny firenen'i Dana dia Elteke sy ny tany manodidina azy ary Gibetona sy ny tany manodidina azy.