Joshua 21:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia i Tanàka sy ny tany manodidina azy, i Gata-Rimona sy ny tany manodidina azy: Tanàna roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny avy amin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia i Tanàka sy ny manodidina azy ary i Geta-Remôna sy ny manodidina azy: tanàna roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase tany ampita andrefan’i Jôrdàna dia i Tahenàka sy i Jiblehama: izany hoe tanàna roa mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Tanaka sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany tany manodidina azy: tanàna roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia i Tanàka sy ny tany manodidina azy, i Gata-Rimona sy ny tany manodidina azy: Tanàna roa.
malagasy
ary avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Tanaka sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany tany manodidina azy: tanàna roa.