Joshua 21:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanàna rehetra azon’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata sisa dia folo, miampy ny tany manodidina azy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Folo no totalin’ny tanàna omban’ny manodidina azy no an’ny fianakavian’ny zanak’i Kaata sisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanàna rehetra azon’ireo tarika sisa taranak’i Kehata dia tanàna folo mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Ny tanàna rehetra azon'ny fokon'ny taranak'i Kehata sisa dia folo ary ny tany manodidina azy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanàna rehetra azon’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata sisa dia folo, miampy ny tany manodidina azy avy.
malagasy
Ny tanàna rehetra azon'ny fokon'ny taranak'i Kehata sisa dia folo ary ny tany manodidina azy avy.