Joshua 21:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary avy tamin’ny fokon’Isakara dia i Kisiona sy ny tany manodidina azy, i Daberata sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny fokon’i Isakara: i Kesiôna sy ny manodidina azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Jisakara dia i Kisiôna, i Daberata,
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary avy tamin’ny fokon’Isakara dia i Kisiona sy ny tany manodidina azy, i Daberata sy ny tany manodidina azy,
malagasy
ary avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy,