Joshua 21:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jarmota sy ny tany manodidina azy, i Eny-Ganima sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Dabereta sy ny manodidina azy; i Jaramota sy ny manodidina azy, i En-Ganima sy ny manodidina azy: tanàna efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jarmota, ary i Haîna-Genima: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jarmota sy ny tany manodidina azy, i Eny-Ganima sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
malagasy
ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;