Joshua 21:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tamin’ny lovany no nanomezan’ny Zanak’Israely ny levita ireny tanàna ireny sy ny tany manodidina azy avy, araka ny didin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no tanàna sy ny tany manodidina azy, nomen’ny zanak’i Israely, avy amin’ny lovany, ho an’ny Levita, araka ny didin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy tamin’ny zarataniny avy no nanomezan’ny Israelita ireto tanàna ireto mbamin’ny kijàna manodidina azy mba ho an’ny Levita, araka ny baikon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia avy tamin'ny lovany no nanomezan'ny Zanak'Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tamin’ny lovany no nanomezan’ny Zanak’Israely ny levita ireny tanàna ireny sy ny tany manodidina azy avy, araka ny didin’NY TOMPO.
malagasy
Dia avy tamin'ny lovany no nanomezan'ny Zanak'Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin'i Jehovah.