Joshua 21:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Misala sy ny tany manodidina azy, i Abdona sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny fokon’i Asera: i Masàla sy ny manodidina azy, i Abdôna sy ny manodidina azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Misala, i Habdôna,
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny firenen'i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Misala sy ny tany manodidina azy, i Abdona sy ny tany manodidina azy,
malagasy
ary avy tamin'ny firenen'i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy