Joshua 21:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Helkata sy ny tany manodidina azy, i Rehoba sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Helkata sy ny manodidina azy, i Rohaba sy ny manodidina azy: tanàna efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Helkata, ary i Rehôba: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny ràny manodidina azy, dia tanàna efatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Helkata sy ny tany manodidina azy, i Rehoba sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
malagasy
ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny ràny manodidina azy, dia tanàna efatra;