Joshua 21:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy tamin’ny fokon’i Naftaly dia i Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fialofana ho an’izay nahafaty olona, niampy an’i Hamota-Dora sy ny tany manodidina azy, i Kartana sy ny tany manodidina azy: Tanàna telo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny fokon’i Neftalì ilay tanàna fialofan’izay namono olona, i Kadesy any Galilea sy ny manodidina azy, i Kartàna sy ny manodidina azy, tanàna telo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Naftalỳ dia i Kedesa any Galilea, izay tanàna fialofana, i Hamôta-Dôra ary i Kartàna: izany hoe tanàna telo mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Hamota dora sy ny tany manodidina azy ary Kanana sy ny tany manodidina azy. dia tanàna telo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy tamin’ny fokon’i Naftaly dia i Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fialofana ho an’izay nahafaty olona, niampy an’i Hamota-Dora sy ny tany manodidina azy, i Kartana sy ny tany manodidina azy: Tanàna telo.
malagasy