Joshua 21:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanàna rehetra an’ny Gersonita araka ny fianakaviany dia telo amby folo sy ny tany manodidina azy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Totalin’ny tanànan’ny Gersônita, araka ny fianakaviany: tanàna 13 omban’ny manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanàna rehetra azon’ny Geresônita ho an’ireo tarika tao anatiny dia tanàna 13 mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Ny tanàna rehetra an'ny Gersonita isam-potony dia telo ambin'ny folo ary ny tany manodidina azy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanàna rehetra an’ny Gersonita araka ny fianakaviany dia telo amby folo sy ny tany manodidina azy avy.
malagasy
Ny tanàna rehetra an'ny Gersonita isam-potony dia telo ambin'ny folo ary ny tany manodidina azy avy.