Joshua 21:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no azon’ny fianakavian’ny taranak’i Merary, izay levita sisa: Avy tamin’ny fokon’i Zebolona dia i Jokneama sy ny tany manodidina azy, i Karta sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nomena ny fianakavian’ny taranak’i Merarỳ, Levita sisa; avy amin’ny fokon’i Zabolôna: i Jeknama sy ny manodidina azy; i Kartà sy ny manodidina azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo Levita hafa sisa dia ny tarika taranak’i Merarỳ, ka ireto tanàna ireto no azony. Avy tamin’ny fokon’i Zebolòna dia i Jôknehama, i Kartà,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no azon'ny fokon'ny taranak'i Merary, izay Levita sisa: avy tamin'ny firenen'i Zebolona dia Jokneama sy ny tany manodidina azy ary Karta sy ny tany manodidina azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no azon’ny fianakavian’ny taranak’i Merary, izay levita sisa: Avy tamin’ny fokon’i Zebolona dia i Jokneama sy ny tany manodidina azy, i Karta sy ny tany manodidina azy,
malagasy
Ary izao no azon'ny fokon'ny taranak'i Merary, izay Levita sisa: avy tamin'ny firenen'i Zebolona dia Jokneama sy ny tany manodidina azy ary Karta sy ny tany manodidina azy,